|
|
|
|

Entry (1/2)1  ankasoavana
Root  2 soa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1#89]
Examples  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Antonyms  6 ankaratsiana
All compound words  7 ankasoavana sy ankaratsiana

Entry (2/2)8  an-kasoavana
Part of speech  9  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  10 Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1#89]
Explanations in English  11 in good times, in times of prosperity [1.7]
Explanations in French  12 dans la prospérité [1.3#613, 1.8]
Examples  13  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Antonyms  14 an-karatsiana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  ankasoavana, an-kasoavana

Updated on 2025/11/21