| Entry (1/2) | 1 ankaratsiana |
| Root | 2 ratsy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana
[1.1#89] |
| Examples |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124]
|
| Antonyms | 6 ankasoavana |
| All compound words | 7 ankasoavana sy ankaratsiana |
| Entry (2/2) | 8 an-karatsiana |
| Part of speech | 9 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana
[1.1#89] |
| Explanations in English |
11 in evil days
[1.7] |
| Explanations in French |
12 dans l'épreuve
[1.3#613] 13 dans le malheur [1.8] |
| Examples |
14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23]
|
| Antonyms | 15 an-kasoavana |
| All compound words | 16 manary ankaratsiana |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | an-karatsiana, ankaratsiana |
| Updated on 2025/11/21 |
|