|
|
|
|

Entry (1/2)1  ankaratsiana
Root  2 ratsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89]
Examples  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Antonyms  6 ankasoavana
All compound words  7 ankasoavana sy ankaratsiana

Entry (2/2)8  an-karatsiana
Part of speech  9  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89]
Explanations in English  11 in evil days [1.7]
Explanations in French  12 dans l'épreuve [1.3#613]
13 dans le malheur [1.8]
Examples  14  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Antonyms  15 an-kasoavana
All compound words  16 manary ankaratsiana
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  an-karatsiana, ankaratsiana

Updated on 2025/11/21