Entry anivon > anivo (any, ivo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro] Ampovoany [1.78]
  [Bara] [ añivo ] Ampovoany [1.78]
 Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
Any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1]
 Afovoany [1.13]
Explanations in French Au centre [1.13]
Examples 
1Eto anivo izao ny alina! [1.279]
2Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  afovoany

Entry anivon > anivo
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] A species of palm [1.2]
Explanations in French (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir anivona pour la véritable étymologie).
[Bezanozano] Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae).
[Betsimisaraka] Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona). [1.196]
Scientific name Phloga polystachya, Ravenea madagascariensis, Ravenea robustior
Vocabulary 

Anagrams 

Entry anivon > anivona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kazo maniry fianakaviamben' ny rofia; maivamaivana nefa mateza ny hazony; maozatra sy mafy ny hozany, ka maranitra manindrona ery nony nony mahasomisika amin' ny tanana; fanao zanatsipika sy zanatsirika; fanao terilatsy amin' ny rindrin' ny tranohazo, na tranovolo, na ny tafontrano. Voalazan' ny tantara fa ny lefona anivona nampiasain' Andriandranandobe dia afaka nifaninana tsara tamin' ny lefona vy nampiasain' Andriamanelo. [1.1]
  [Betsimisaraka] Karazam-palma maniry eny amin'ny lohasaha na heniheny [1.78]
 Karazan-kazo fanao terilatsy amin' ny rindrin' ny trano hazo [1.10]
Explanations in English A palm used in house-building. The wood is also used as a torch by the queen's messengers who travel by night. [1.2]
Explanations in French  [Merina, Tanala] (de nom d'un Palmier de Sumatra nommé anibung avec lequel l'espèce malgache a été confondue). Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill.(Arecaceae). Utilisé par les Malgaches dans le passé lointain pour faire des épieux (avant l'utilisation du fer). On les appelait lefona-anivona et leur souvenir s'est perpétué dans plusieurs contes. Aujourd'hui lefona veut dire la lance, la sagaie. (Voir ci-dessus anivo). [1.196]
Scientific name Phloga polystachya
Examples 
1Nony namindra indray ny tongony havia dia voan' ny anivona koa, ka niboroaka tany an-damosiny. [2.69]
2Koa rehefa mety ho vatan-dehilahy, afa-tsy ny antitra sy ny zazabodo dia tsy maintsy miaro tanindrazana: mandray lefona, mivatsy anivona. [2.445]
Vocabulary 
Proverbs 