Entry anivon' ny riaka (any, ivo, riaka)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [Rajemisa 1985]
English definition the whole island of Madagascar [Richardson 1885]
French definition au milieu des torrents ou de la mer
¶ Madagascar [Abinal 1888]

2013/11/26