Entry angoty
Part of speech   noun
Malagasy definition   (matetika kokoa angotingoty) Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angoty
Mitovy hevitra: angentsana ~ angola ~ hantahanta [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   angotingoty

Entry angoty
Part of speech   noun
Malagasy definition   haingo [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/10/22