Entry angola
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa
¶ Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [Rajemisa 1985]
English translation   fancies, fanciful desires [Hallanger 1973]
French translation   fantaisies, caprices [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2012/04/24