| Entry | 1 angoa |
| Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 sao, fandrao [1.1] |
| Explanations in French |
4 de crainte que [1.3] |
| Examples |
5 Aza mihinana ireo voankazo manta ireo angoa marary eo ianao
[1.1]
|
| Synonyms | 6andrao, fandrao, sangoa, sao |
| Anagrams | 7 agano, 8 agona, 9 angao, 10 angoa, 11 aonga, 12 gaona, 13 goana |
| Updated on 2025/09/12 |
|