|
|
|
|

Entry1  sao
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Atao mba hampitohy fehezan-kevitra roa ka ny faharoa:
4 a) milaza zavatra atahorana na ahina: Matahotra aho sao maninomaninona i zoky any lavitra any ~ Manahy izy sao nisy mpangalatra tafiditra tao antranony
5 b) na milaza zavatra kendrena tsy ho tanteraka, mitovy hevitra amin' ny "mba tsy": Niova akanjo izy sao fantatry ny ao an-tanana
6 Azo ampiasaina tsy hampitohy fehezan-kevitra roa miharihary koa anefa ny "sao", fa manomboka fehezanteny ka mety ho ilay (b) etsy ambony ihany izy amin' izay fa mifamadi-toerana fotsiny: Sao tratran' ny fahavalo eto isika, fa andeha handositra, na koa enti-milaza fampitandremana: Sao heverinao ho tsy mahalala ny toetranao aho, na faminavinana; Sao mbola mba mahita ihany ny masonao fa tsaboy tsara [1.1]
Explanations in English  7 lest perchance, for fear that; also used as follows:
8 sào misy vàry aty aminao?: do
9 you happen, to have any rice ? [1.7]
Explanations in French  10 de peur que, de crainte que; si par hasard [1.8]
Analogs  11  fandrao, 12  fandroa, 13  mba, 14  ndrao, 15  ndrao, 16  ngoadia, 17  sangoa, 18  sangoa

Anagrams  19 aso, 20 Osa, osa, 21 sao, 22 soa

Updated on 2025/11/17