|
|
|
|

Entry (1/2)1  andrao
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao
Explanations in English  4  [1.7] see fandrao
5  [1.2] lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao
Explanations in French  6  [1.8] voir fandrao
7  [1.12] de peur que
Examples  8  [2.366#] Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy.
9  [2.245#] Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany.
All compound words 
Analogs  11  fandrao, mba, ndrao, sangoa

Entry (2/2)12  andrao
Part of speech  13  imperative of passive verb andraina [Full list]
Root  14  andra

Anagrams  15 Andora, 16 andrao, 17 androa, 18 darona, 19 dorana, 20 radona, 21 rodana

Updated on 2025/09/12