| Entry | 1 angamaty |
| Elementary words | 2 angatra, 3 maty |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fahamafisan' ny aretin' ny angatra tonga amin' ny heriny mafy indrindra ka tsy mahavalandrano intsony izay voany [1.1] |
| Explanations in English |
6 [maty, dead.] A partial suppression of urine, strangury. [1.2] |
| Vocabulary | 7 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|