Entry angady mondro (angady, mondro)
Part of speech   expression
Malagasy definition   angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona [Rajemisa 1985]
English translation   [ angadimondro ] A worn-out spade blade [Richardson 1885]
   the stump of a worn-out spade [Hallanger 1973]
French translation   le moignon d 'une bêche usée [Hallanger 1974]
Examples   Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. [Callet: Tantara]
Synonyms   mondron' angady
Quotes  

Updated on 2013/05/30