| Entry | 1 angadinomby |
| Elementary words | 2 angady, 3 omby |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra:
6 1) lelany roa mifanao ambony sy ambany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 7 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 8 3) kodiarana iray na roa, ary 9 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha [1.1] |
| Explanations in English |
10 plow
[1.7] |
| Explanations in French |
11 charrue
[1.8, 1.13] |
| Vocabulary | 12 Economy: agriculture |
| Anagrams | 13 ambongadiny, angadinomby |
| Updated on 2025/11/17 |
|