Entry andohalambo (loha, lambo)
Part of speech noun
Malagasy definition Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady
¶ Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [Rajemisa 1985]
English definition [loha, head, and lambo.] An arch, a circular frame, etc. [Richardson 1885]
 an arch, a vault [Hallanger 1973]
French definition arceau, voûte, cintre, ogive [Hallanger 1974]
French definition arc [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms lohalambo
Quotes 

2009/09/09