Entry andilana (dilana)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] valahana [Rakotosaona 1972]
 Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany. [Rajemisa 1985]
 [ andilaña ] [Bezanozano] valahana [Rakotosaona 1972]
English definition the loins [Richardson 1885]
French definition hanche
¶ andilana Ranvier: étranglement de Ranvier. [Vocabulary: Biology] [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry andilana
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] isthme [David 1952 (takila A)]
Vocabulary 

Entry Andilana (any, dilana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy dilana

Entry Andilana (any, dilana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy dilana
Illustrations 

2017/03/10