Entry andevon-drazana (andevo, razana)
Part of speech   expression
French translation   esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [Abinal 1888]
Examples   raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby [Callet: Tantara, page 354]
Quotes  

Updated on 2014/09/16