Entry andalambary (any, lalana, vary)
Part of speech noun
Malagasy definition Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna [Rajemisa 1985]
French definition [ andalam-bary ] riz en javelle [Abinal 1888]
Vocabulary 

2013/12/13