| Entry | 1 anakantsaina |
| Elementary words | 2 anaka, 3 saina |
| Part of speech | 4 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy [1.1] |
| Explanations in French |
6 [anakan-tsaina]
dans l'esprit [1.3] |
| Analogs | 7 anakampo |
| Anagrams | 8 anakantsaina, 9 anatsikanana |
| Updated on 2025/09/12 |
|