Entry anakampo (anaka, fo)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ [...]
Mitovy hevitra: anakantsaina [full text in Rajemisa 1985]
English translation   [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [Richardson 1885]
   in one's mind [Hallanger 1973]
French translation   dans son coeur, en soi-même [Hallanger 1974]
Italian translation   in cuore [Profita 1969]
Examples   Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola, page 7]
hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [Andraina: Mitaraina, page 151]
Compound words, titles, names  

Updated on 2015/09/19