|
|
|
|

Entry (1/2)1  an-tanana
Root  2  tanana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Examples  4  ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
5  Ankotsohotso / hatsotso roa venty / raha mahay hianao / dia roa no ho an-tanana [2.131]

Entry (2/2)6  an-tanàna
Part of speech  7  adverb [Full list]
Examples  8  - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
9  Hono ray olona ato an-tanàna / mba nandry teto ve Rasoavangaina? [2.131]

Anagrams  10 an-tanana, an-tanàna

Updated on 2025/09/20