Entry ampy mihira (ampy, hira)
Part of speech   expression
Malagasy definition   fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07