|
|
|
|

Entry1 ampongatapaka
Elementary words  2amponga, 3tapaka
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina [1.1]
Examples  6 Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e! [2.528]
Vocabulary  7 Music: instruments

Updated on 2025/09/12