|
|
|
|

Entry1  ampamatoran-janak' omby
Elementary words  2  famatorana, 3  zanaka, 4  omby
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulary  7  Time

Updated on 2025/09/12