| Entry | 1 amin' ny alalan' ny fivohoana |
| Elementary words | 2 amy, 3 alalana, 4 fivohoana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 fomba fanendren' ny manana tombontsoa ny olona amindrana izany.
[1.13] |
| Explanations in French |
7 endossement.
8 par voie d' endossement. [1.13] |
| Updated on 2025/09/12 |
|