|
|
|
|

Entry1  alalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanelanelanana
4 Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io
5 fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana)
6 Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany. [1.1]
Explanations in English  7 [a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person. [1.2]
8 a going between [1.7]
Explanations in French  9 Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [1.3]
10 entremise, médiation [1.8]
Examples  11  Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [2.583]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  25  6 combinations of this word
Proverbs  26  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09