|
|
|
|

Entry1 amerikanina
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
  1. ny Amerikanina avaratra itambaran' ny firenena roa: Etazonia sy Kanadà;
  2. ny Amerikanina afovoany, itambaran' ny firenena fito: Meksika, Kiobà, Goatemalà, Nikaragoà, Jamaika, Haiti ary Portoriko;
  3. ny Amerikanina atsimo, itambaran' ny firenena iraika ambin' ny folo: Venezoela, Kolombia, Ekoatera, Goy anina, Brezila, Peroa, Bolivia, Paragoay, Orogoay, Arzantina, Sily

momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [1.1]
Explanations in English  4 American [3.1]
Explanations in French  5 américain, américains, américaine, américaines [3.1]
Examples  6 Hoy i Senghor, Afrikanina solombavan' ny fireneny tamin' izany, mantsy an-dry zareo Eoropeana sy amerikanina; [2.296#]
7 Toy izany koa momba ny teny anglisy, misy Foibem-pikoloana anglisy sy amerikana mampianatra teny anglisy isan-kariva eto. [2.4]
8 faka tahaka amin’izany ny Sekreteram-panjakana amerikanina ankehitriny (mitovy amin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny), Colin Powell. [4.27]
Vocabulary  9 Geography: countries, people
Other spellings  10amerikana
Analogs  11 amerika, 12 amerika

Updated on 2025/11/02