| Entry | 1 amerikana | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   jereo amerikanina [1.1] | 
| Examples | 4   Ny Foibem-pikoloana amerikana no nofidiko tamin' izany.
[2.4#] 5 amerikana nanam-bady Frantsay izy, tsotra sy nanam-pitiavana. [2.356#] 6 Tamin' ny 1700 dia nisy sambo amerikana roa tonga tao Morondava. [2.508#] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |