| Entry | 1 ambongadiny |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
[1.1] |
| Explanations in English |
4 at wholesale buying and selling
[1.7] |
| Explanations in French |
5 vente en gros
[1.3] 6 en gros [1.8, 1.13] |
| Examples |
7 Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
[2.529#140]
8 Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470#103] 9 ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#] |
| Vocabulary | 10 Economy: trade |
| Antonyms | 11 antsinjarany |
| Analogs | 12 vongadiny |
| All compound words | 13 3 combinations of this word |
| Anagrams | 14 ambongadiny, 15 angadinomby |
| Updated on 2025/11/09 |
|