Entry Ambohitantely (vohitra, tantely)
Part of speech   name (toponym) [list]
Examples   Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao Ambohitantely. [Ravelomanana: Lalana, page 26]
tamy ny Andrianjaka, ao Ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' Ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [Callet: Tantara, page 512]
nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao Ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 184]
Vocabulary  
Toponymy   vohitra, tantely
Illustrations  

Updated on 2016/11/15