|
|
|
|

Entry1  amboalambo
Elementary words  2 amboa, 3 lambo
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy. [Betsileo] [1.78]
6 Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy. [1.1]
Explanations in English  7 A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova.. [1.2]
Explanations in French  8 Chien sauvage: se disait des mauvais sujets. [2.415#6410]
9 chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs. [1.3#28]
Examples  10  Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka. [2.643#]
11  Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy. [2.69#]
12  ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany. [1.437#]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11