|
|
|
|

Entry1  amboakelintenda
Elementary words  2 amboa, 3 kely, 4 tenda
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra [1.1]
Explanations in English  7 [tenda, the throat.] The tonsil. [1.2]
Vocabulary  8  Biology 9  Health

Updated on 2025/09/12