|
|
|
|

Entry (1/2)1  amboadia
Elementary words  2 amboa, 3 dia
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 [dia, wild.] A dog run wild. [1.2]
6 a wild dog; a wolf [1.7]
Explanations in French  7 chien sauvage; loup [1.8]
Examples  8  Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Proverbs  10  Proverbs containing that word
Article  11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)12  amboadia
Elementary words  13 amboa, 14 dia
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Betsimisaraka] kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [1.78]
Vocabulary  17  Game

Updated on 2026/02/05