|
|
|
|

Entry1  ambin' ny folo
Elementary words  2  amby, 3  folo
Part of speech  4  adjective
Examples  5  Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472]
6  Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320]
7  Roa ambin' ny folo no isany. [2.649]
8  Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508]
9  Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996]
10  Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285]
11  Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996]
All compound words 
Vocabulary  19  Mathematics: arithmetic
Other spellings  20  ambinifolo

Updated on 2025/08/10