Entry | 1 ambim-bava |
Elementary words | 2 amby, 3 vava |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao [1.1] 6 vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13] |
Explanations in English |
7 a surplus of food or other things [1.7] |
Explanations in French |
8 le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. [1.3] 9 excédent de nourriture et d'autres choses [1.8] 10 surplus [1.13] |
Examples |
11 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina.
[1.384#]
12 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#] |
All compound words | 13 famokarana misy ambim-bava |
Vocabulary | 14 Economy: finances, management |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |