|
|
|
|

Entry1  ambim-bava
Elementary words  2 amby, 3 vava
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry:
6 Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao [1.1]
7 vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13]
Explanations in English  8 a surplus of food or other things [1.7]
Explanations in French  9 le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. [1.3]
10 excédent de nourriture et d'autres choses [1.8]
11 surplus [1.13]
Examples  12  Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384#]
13  Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#]
Vocabulary  14  Economy: finances, management

Updated on 2025/11/17