Entry ambatrambatra (ambatra)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Synonyms   ambatra

Entry ambatrambatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/10/15