Entry ambaratonga (ambaraka, tonga)
Part of speech noun
Malagasy definition Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto
¶ Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra
¶ Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà [Rajemisa 1985]
English definition [ambaraka, until, tonga, arrived.] A ladder, steps, stairs; gradation. [Richardson 1885]
 a step or degree in progress; a degree of honor or authority [Hallanger 1973]
French definition hiérarchie [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 les marches, degrés
¶ gradation [Abinal 1888]
 grade, un degré dans la hiérarchie [Hallanger 1974]
 degré, niveau [SLP: Voambolana]
Examples 
1Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [Profita: Ranary, page 102]
2Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [Rahajarizafy: Kabary, page 47]
3Ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [Rahajarizafy: Filozofia, page 134]
Compound words, titles, names 

2017/11/06