| Entry | 1 ambaraka |
| Part of speech | 2 preposition [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Hatramin' ny, mandraka; (Ny mpampiankina ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin' ny matoanteny manomboka amin' ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako
[1.1] |
| Explanations in English |
4 until, till. This word is much used with the verbal nouns in f, the weak syllable -ka dropping out, and the f changing to p, as ambarapandehako, from ambaraka and fandeha. Ambaratonga, a ladder, is also derived from the same.
[1.2] |
| Examples |
5 tefy vilany: anisan' ny taozavatra malagasy mbola an-joanina sy antoanina ambaraka ankehitriny, ary tsy ny lehilahy ihany fa ny vehivavy koa no mirotsaka amin' ny tefy vilany mahomby tokoa.
[2.436#]
|
| All compound words | 6 14 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|