Entry ambany atsinanana (ambany, atsinanana)
Part of speech expression
Analogues  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana
Examples 
1Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. [Rapatsalahy: Kintana]

Entry Ambany Atsinanana (ambany, atsinanana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina []

2018/12/27