|
|
|
|

Entry 1  Ambaniala
Elementary words  2 ambany, 3 ala
Part of speech  4  name (toponym) [Full list]
Examples  5  N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady. [2.59#333]
6  Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny. [2.508#383]

Updated on 2026/02/26