|
|
|
|

Entry1  ambanana
Root  2 ambana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra. [1.1]
Explanations in English  5 to be pretended to be struck at. [1.2]
Explanations in French  6 qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt). [1.3#26]
Examples  7  Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. [2.436]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 ambanana, 14 mañabaña

Updated on 2025/11/02