Entry hambana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [ hambaña ] [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] kambana [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] kambana, roa [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] kambana, misaringotra [Rakotosaona 1972]
   Teny ilazana zavatra roa mitovy ka miraikitra tsy afa-misaraka, kambana mitambatra: Akondro hambana [Rajemisa 1985]

2010/02/18