Entry alokely
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan' ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary. [Rajemisa 1985]
French translation   Quelques épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue [Abinal 1888]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Analogy   alobe

Updated on 2017/01/12