| Entry | 1 alika maty |
| Elementary words | 2 alika, 3 maty |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|