Entry alefaso (lefa)
Part of speech imperative of passive verb alefa [full list]
Other spellings 
Examples 
1Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo [Rajemisa 1985]
2Alefaso aloha ny babo. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 24]
3Koa raha tsy te ho faty ├Čalahy dia alefaso io handeha fa manan-tompo. [Rapatsalahy: Kintana, page 118]

2017/03/30