|
|
|
|

Entry (1/2)1  alefa
Root  2 lefa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany.
5 Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina.
6 Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika. [1.1]
Explanations in English  7 to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way. [1.7]
Explanations in French  8 qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie. [1.8]
Examples  9  Maro ny fandaharana alefa ao. [2.117]
10  rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy; [2.366]
11  Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo. [2.285]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16 nalefa ho tafon-tranon' andriana

Entry (2/2)17  alefa
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19 Vanja indray mandeha. [Bara] [1.78]

Anagrams  20 alefa, 21 faela

Updated on 2025/11/11