| Entry | 1 alatrano |
| Elementary words | 2ala, 3trano |
| Part of speech | 4 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1] |
| Explanations in French |
6 dehors, hors de la maison [1.3] |
| Examples |
7 Namaky kitay teo alatrano Idada.
[2.332#]
8 Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#] 9 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|