| Entry | 1 ala sasatra |
| Elementary words | 2 ala, 3 sasatra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fijanonana eo ampovoan' ny raharaha mba hahafahana maka aina [1.1] |
| Explanations in English |
6 Rest from fatigue. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|