| Entry | 1 ala olana |
| Elementary words | 2ala, 3olana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5famahana tady mifadiditra.
6fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana. [1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Examples |
7 Ramasy no nahita ny alaolana.
[2.472#]
8 Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#] |
| Synonyms | 9ala rohana |
| Updated on 2025/09/12 |
|