| Entry | 1 alalanina |
| Root | 2 alalana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo
5 Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire
[1.3] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|